plt_tn/jdg/04/14.md

465 B

nanomezan'i Yaveh fandresena anareo

Satria azon'i Debora antoka ny fandresena, ny firesany dia tahaka ny hoe efa nandresy tamin'ny ady sahady i Baraka. DH: "Hanome fandresena anareo i Yaveh"

Moa ve tsy mitarika anareo i Yaveh?

Nametraka izany fanontaniana izany i Debora mba hampatsiahy an'i Baraka fa miady eo anilan'i Yaeh izy ireo. DH: "Tsarovy, fa mitarika anareo i Yaveh."

niaraka tamin'ireo lehilahy iray alina

"niaraka tamin'ireo lehilahy 10.000"