# nanomezan'i Yaveh fandresena anareo Satria azon'i Debora antoka ny fandresena, ny firesany dia tahaka ny hoe efa nandresy tamin'ny ady sahady i Baraka. DH: "Hanome fandresena anareo i Yaveh" # Moa ve tsy mitarika anareo i Yaveh? Nametraka izany fanontaniana izany i Debora mba hampatsiahy an'i Baraka fa miady eo anilan'i Yaeh izy ireo. DH: "Tsarovy, fa mitarika anareo i Yaveh." # niaraka tamin'ireo lehilahy iray alina "niaraka tamin'ireo lehilahy 10.000"