plt_tn/jdg/04/12.md

28 lines
631 B
Markdown

# Rehefa nolazain'izy ireo tamin'i Sisera
Eto ny hoe "izy ireo" dia tsy mamaritra olona manokana. DH: "Rehefa nolazain'ny olona tamin'i Sisera"
# Sisera
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.
# Baraka ... Abinoama ...Tendrombohitra Tabara
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo.
# niantso mafy ireo kalesiny rehetra i Sisera
"kalesy" eto dia ireo miaramilany izay nitaingina ireo kalesy.
# kalesy vy sivinjato
"kalesy vy 900"
# Haroseta
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.
# Renirano Kisona
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.