plt_tn/jdg/04/12.md

631 B

Rehefa nolazain'izy ireo tamin'i Sisera

Eto ny hoe "izy ireo" dia tsy mamaritra olona manokana. DH: "Rehefa nolazain'ny olona tamin'i Sisera"

Sisera

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.

Baraka ... Abinoama ...Tendrombohitra Tabara

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo.

niantso mafy ireo kalesiny rehetra i Sisera

"kalesy" eto dia ireo miaramilany izay nitaingina ireo kalesy.

kalesy vy sivinjato

"kalesy vy 900"

Haroseta

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.

Renirano Kisona

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.