# Rehefa nolazain'izy ireo tamin'i Sisera Eto ny hoe "izy ireo" dia tsy mamaritra olona manokana. DH: "Rehefa nolazain'ny olona tamin'i Sisera" # Sisera Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany. # Baraka ... Abinoama ...Tendrombohitra Tabara Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo. # niantso mafy ireo kalesiny rehetra i Sisera "kalesy" eto dia ireo miaramilany izay nitaingina ireo kalesy. # kalesy vy sivinjato "kalesy vy 900" # Haroseta Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany. # Renirano Kisona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.