plt_tn/jdg/04/08.md

24 lines
819 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nifampiresaka tamin'i Debora i Baraka.
# Baraka
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany.
# ny lalana izay andehananareo dia tsy hitarika anareo any amin'ny voninahitrareo
Ny safidy izay nataon'i Baraka dia resahina toy ny hoe nisafidy lalana haleha i Baraka. Ary ny hoe "voninahitra" dia resahina toy ny hoe tanjona izay diavin'olona. DH: "tsy hisy olona hanome voninahitra anareo ny amin'izay ataonareo"
# fa hivarotra an'i Sisera eo an-tanan'ny vehivavy i Yaveh
"tanana" eto dia entina ilazana ny herin'ny vehivavy hamono azy. DH: "fa hahatonga ny vehivavy handresy an'i Sisera i Yaveh"
# Sisera
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.
# Debora
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany.