# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nifampiresaka tamin'i Debora i Baraka. # Baraka Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany. # ny lalana izay andehananareo dia tsy hitarika anareo any amin'ny voninahitrareo Ny safidy izay nataon'i Baraka dia resahina toy ny hoe nisafidy lalana haleha i Baraka. Ary ny hoe "voninahitra" dia resahina toy ny hoe tanjona izay diavin'olona. DH: "tsy hisy olona hanome voninahitra anareo ny amin'izay ataonareo" # fa hivarotra an'i Sisera eo an-tanan'ny vehivavy i Yaveh "tanana" eto dia entina ilazana ny herin'ny vehivavy hamono azy. DH: "fa hahatonga ny vehivavy handresy an'i Sisera i Yaveh" # Sisera Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany. # Debora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany.