plt_tn/jdg/04/08.md

819 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nifampiresaka tamin'i Debora i Baraka.

Baraka

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany.

ny lalana izay andehananareo dia tsy hitarika anareo any amin'ny voninahitrareo

Ny safidy izay nataon'i Baraka dia resahina toy ny hoe nisafidy lalana haleha i Baraka. Ary ny hoe "voninahitra" dia resahina toy ny hoe tanjona izay diavin'olona. DH: "tsy hisy olona hanome voninahitra anareo ny amin'izay ataonareo"

fa hivarotra an'i Sisera eo an-tanan'ny vehivavy i Yaveh

"tanana" eto dia entina ilazana ny herin'ny vehivavy hamono azy. DH: "fa hahatonga ny vehivavy handresy an'i Sisera i Yaveh"

Sisera

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.

Debora

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany.