plt_tn/jdg/03/28.md

887 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka amin'ny vahoakan'Israely ao Efraima i Ehoda.

fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh

Ny fanampian'i Yaveh an'ireo Israelita handresy ireo fahavalony dia resahina toy hoe mpiady niady i Yaveh ary nandresy ireo fahavalony.

nisambotra ireo fitàna

"nahafehy ireo fitàna"

fitàna

fitaovana mitsingevana napetraka eny ambony renirano mba hahafahana miampita eny ampita

tsy namela na iza na iza hiampita

"tsy namela olona hiampita"

iray alina

10.000

lehilahy mahavita azy

"lehilahy afaka miatrik'ady tsara"

Moaba dia resin'ny tanjak'Israely

Azo adika ihany koa hoe DH: "Nandresy ireo Moabita ny tafik'ireo Israelita"

ny tanjak'Israely

"tanjaka" eto dia ireo tafiky ny Israelita.

nilamina ny tany

"tany" eto dia misolo tena ireo vahoaka. DH: "niaina am-pilaminana ireo Israelita"

valopolo taona

80 taona