# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka amin'ny vahoakan'Israely ao Efraima i Ehoda. # fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh Ny fanampian'i Yaveh an'ireo Israelita handresy ireo fahavalony dia resahina toy hoe mpiady niady i Yaveh ary nandresy ireo fahavalony. # nisambotra ireo fitàna "nahafehy ireo fitàna" # fitàna fitaovana mitsingevana napetraka eny ambony renirano mba hahafahana miampita eny ampita # tsy namela na iza na iza hiampita "tsy namela olona hiampita" # iray alina 10.000 # lehilahy mahavita azy "lehilahy afaka miatrik'ady tsara" # Moaba dia resin'ny tanjak'Israely Azo adika ihany koa hoe DH: "Nandresy ireo Moabita ny tafik'ireo Israelita" # ny tanjak'Israely "tanjaka" eto dia ireo tafiky ny Israelita. # nilamina ny tany "tany" eto dia misolo tena ireo vahoaka. DH: "niaina am-pilaminana ireo Israelita" # valopolo taona 80 taona