plt_tn/jdg/03/28.md

44 lines
887 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka amin'ny vahoakan'Israely ao Efraima i Ehoda.
# fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh
Ny fanampian'i Yaveh an'ireo Israelita handresy ireo fahavalony dia resahina toy hoe mpiady niady i Yaveh ary nandresy ireo fahavalony.
# nisambotra ireo fitàna
"nahafehy ireo fitàna"
# fitàna
fitaovana mitsingevana napetraka eny ambony renirano mba hahafahana miampita eny ampita
# tsy namela na iza na iza hiampita
"tsy namela olona hiampita"
# iray alina
10.000
# lehilahy mahavita azy
"lehilahy afaka miatrik'ady tsara"
# Moaba dia resin'ny tanjak'Israely
Azo adika ihany koa hoe DH: "Nandresy ireo Moabita ny tafik'ireo Israelita"
# ny tanjak'Israely
"tanjaka" eto dia ireo tafiky ny Israelita.
# nilamina ny tany
"tany" eto dia misolo tena ireo vahoaka. DH: "niaina am-pilaminana ireo Israelita"
# valopolo taona
80 taona