plt_tn/jdg/03/26.md

408 B

Raha teo am-piandrasana ireo mpanompo ... nandositra i Ehoda

Izany dia milaza izay niseho talohan'ny nanokafan'ireo mpanompo ny varavaran'ny efitra ambony ka nahita ny mpanjaka efa maty. DH: "Raha mbola niandry tao ivelan'ny efitra ambony ireo mpanompo ... dia nandositra i Ehoda"

Seirata

Anaran-tanàna izany.

Rehefa tonga izy

Mazava kokoa izany raha atao hoe DH: "Rehefa tonga tany Seirata izy"