# Raha teo am-piandrasana ireo mpanompo ... nandositra i Ehoda Izany dia milaza izay niseho talohan'ny nanokafan'ireo mpanompo ny varavaran'ny efitra ambony ka nahita ny mpanjaka efa maty. DH: "Raha mbola niandry tao ivelan'ny efitra ambony ireo mpanompo ... dia nandositra i Ehoda" # Seirata Anaran-tanĂ na izany. # Rehefa tonga izy Mazava kokoa izany raha atao hoe DH: "Rehefa tonga tany Seirata izy"