plt_tn/jdg/03/26.md

12 lines
408 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha teo am-piandrasana ireo mpanompo ... nandositra i Ehoda
Izany dia milaza izay niseho talohan'ny nanokafan'ireo mpanompo ny varavaran'ny efitra ambony ka nahita ny mpanjaka efa maty. DH: "Raha mbola niandry tao ivelan'ny efitra ambony ireo mpanompo ... dia nandositra i Ehoda"
# Seirata
Anaran-tanàna izany.
# Rehefa tonga izy
Mazava kokoa izany raha atao hoe DH: "Rehefa tonga tany Seirata izy"