plt_tn/jdg/03/19.md

590 B

rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nisy ireo sarin-javatra voasokitra natao teo akaikin'i Gilgala izy

Azo adika tahaka izao ihany koa izany. DH: "rehefa tonga teo amin'ilay toerana teo akaikin'i Gilgala izay nanaovan'ny vahoaka sarin-javatra voasokitra izy"

tao amin'ny mangatsiatsiaka tao amin'ny efitrano ambony

Izany dia efitrano ambony rihana voalohany izay natao fakàna aina sy hampangatsiatsiaka mandritra ny andro mafana.

Nitsangana avy teo amin'ny fipetrahany ny mpanjaka

Ny fitsanganana dia famantarana fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra mba hiaino ny hafany.