# rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nisy ireo sarin-javatra voasokitra natao teo akaikin'i Gilgala izy Azo adika tahaka izao ihany koa izany. DH: "rehefa tonga teo amin'ilay toerana teo akaikin'i Gilgala izay nanaovan'ny vahoaka sarin-javatra voasokitra izy" # tao amin'ny mangatsiatsiaka tao amin'ny efitrano ambony Izany dia efitrano ambony rihana voalohany izay natao fakàna aina sy hampangatsiatsiaka mandritra ny andro mafana. # Nitsangana avy teo amin'ny fipetrahany ny mpanjaka Ny fitsanganana dia famantarana fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra mba hiaino ny hafany.