plt_tn/jdg/03/19.md

12 lines
590 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nisy ireo sarin-javatra voasokitra natao teo akaikin'i Gilgala izy
Azo adika tahaka izao ihany koa izany. DH: "rehefa tonga teo amin'ilay toerana teo akaikin'i Gilgala izay nanaovan'ny vahoaka sarin-javatra voasokitra izy"
# tao amin'ny mangatsiatsiaka tao amin'ny efitrano ambony
Izany dia efitrano ambony rihana voalohany izay natao fakàna aina sy hampangatsiatsiaka mandritra ny andro mafana.
# Nitsangana avy teo amin'ny fipetrahany ny mpanjaka
Ny fitsanganana dia famantarana fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra mba hiaino ny hafany.