plt_tn/jdg/03/12.md

24 lines
783 B
Markdown

# izay ratsy teo imason'i Yaveh
"teo imason'i Yaveh" eto dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 2:11 ny fomba nandikanao izany.
# nomen'i Yaveh hery i Eglona mpanjakan'i Moaba
Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho mpamari-toetra. DH: "Nampatanjaka an'i Eglona mpanjakan'i Moaba i Yaveh"
# an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita
"an'i Eglona mpanjakan'i Moaba" eto dia misolo tena ny tafiny. DH: "an'i Eglona mpanjakan'i Moaba sy ireo miaramilany raha nanafika an'ny tafika Israelita izy ireo"
# Eglona
Anarana mpanjaka izany.
# ny Tanànan-drofia
Izany no anarana hafa niantsoana ny tanànan'i Jeriko. Jereo ao amin'ny 1:16 ny fomba nandikanao izany.
# valo ambin'ny folo taona
"18 taona"