# izay ratsy teo imason'i Yaveh "teo imason'i Yaveh" eto dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 2:11 ny fomba nandikanao izany. # nomen'i Yaveh hery i Eglona mpanjakan'i Moaba Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho mpamari-toetra. DH: "Nampatanjaka an'i Eglona mpanjakan'i Moaba i Yaveh" # an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita "an'i Eglona mpanjakan'i Moaba" eto dia misolo tena ny tafiny. DH: "an'i Eglona mpanjakan'i Moaba sy ireo miaramilany raha nanafika an'ny tafika Israelita izy ireo" # Eglona Anarana mpanjaka izany. # ny TanĂ nan-drofia Izany no anarana hafa niantsoana ny tanĂ nan'i Jeriko. Jereo ao amin'ny 1:16 ny fomba nandikanao izany. # valo ambin'ny folo taona "18 taona"