plt_tn/jdg/03/12.md

783 B

izay ratsy teo imason'i Yaveh

"teo imason'i Yaveh" eto dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 2:11 ny fomba nandikanao izany.

nomen'i Yaveh hery i Eglona mpanjakan'i Moaba

Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho mpamari-toetra. DH: "Nampatanjaka an'i Eglona mpanjakan'i Moaba i Yaveh"

an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita

"an'i Eglona mpanjakan'i Moaba" eto dia misolo tena ny tafiny. DH: "an'i Eglona mpanjakan'i Moaba sy ireo miaramilany raha nanafika an'ny tafika Israelita izy ireo"

Eglona

Anarana mpanjaka izany.

ny Tanànan-drofia

Izany no anarana hafa niantsoana ny tanànan'i Jeriko. Jereo ao amin'ny 1:16 ny fomba nandikanao izany.

valo ambin'ny folo taona

"18 taona"