plt_tn/jdg/03/04.md

361 B

Navela ireo firenena ireo

Azo adika ihany koa hoe. DH: "Nilaozan'i Yaveh tao Kanana ireo firenena ireo" na "Navelan'i Yaveh ipetraka tao Kanana ireo firenena ireo"

izany ny fomba

"tahaka izany"

fa nankatò ... nomeny an'ireo razamben'izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.

ireo didy izay nomeny

"Ireo didy nomen'i Yaveh"