plt_tn/jdg/03/04.md

16 lines
361 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Navela ireo firenena ireo
Azo adika ihany koa hoe. DH: "Nilaozan'i Yaveh tao Kanana ireo firenena ireo" na "Navelan'i Yaveh ipetraka tao Kanana ireo firenena ireo"
# izany ny fomba
"tahaka izany"
# fa nankatò ... nomeny an'ireo razamben'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.
# ireo didy izay nomeny
"Ireo didy nomen'i Yaveh"