# Navela ireo firenena ireo Azo adika ihany koa hoe. DH: "Nilaozan'i Yaveh tao Kanana ireo firenena ireo" na "Navelan'i Yaveh ipetraka tao Kanana ireo firenena ireo" # izany ny fomba "tahaka izany" # fa nankatò ... nomeny an'ireo razamben'izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo vahoakan'Israely. # ireo didy izay nomeny "Ireo didy nomen'i Yaveh"