plt_tn/jdg/02/03.md

24 lines
803 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mbola niresaka tamin'ireo vahoakan'Israely ihany ilay anjelin'i Yaveh
# Koa ankehitriny aho dia milaza fa: 'Tsy ... fandrika ho anareo.'
Misy farango sosona anaty farango sosona eto. Ilay farango sosona anatiny indrindra dia azo atao tahaka izao. DH: "Koa ankehitriny dia lazaiko aminareo fa tsy ... fandrika ho anareo."'
# lasa tsilo eo anilanareo
Ny fanakorontanan'ireo Kananita ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tsilo eo anilan'ireo Israelita izy ireo. DH: "manakorontana"
# tsilo
hazo maranitra mahatratra 7 santimetatra ny halavany ary mitsiry amin'ny zava-maniry sasany
# ireo andriamaniny ho lasa fandrika ho anareo
Ireo Israelita manompo ny andriamanitry ny Kananita dia nanao tahaka andriamanitra diso
# nihiaka sy nitomany
"nitomany mafy"