# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mbola niresaka tamin'ireo vahoakan'Israely ihany ilay anjelin'i Yaveh # Koa ankehitriny aho dia milaza fa: 'Tsy ... fandrika ho anareo.' Misy farango sosona anaty farango sosona eto. Ilay farango sosona anatiny indrindra dia azo atao tahaka izao. DH: "Koa ankehitriny dia lazaiko aminareo fa tsy ... fandrika ho anareo."' # lasa tsilo eo anilanareo Ny fanakorontanan'ireo Kananita ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tsilo eo anilan'ireo Israelita izy ireo. DH: "manakorontana" # tsilo hazo maranitra mahatratra 7 santimetatra ny halavany ary mitsiry amin'ny zava-maniry sasany # ireo andriamaniny ho lasa fandrika ho anareo Ireo Israelita manompo ny andriamanitry ny Kananita dia nanao tahaka andriamanitra diso # nihiaka sy nitomany "nitomany mafy"