plt_tn/jdg/02/03.md

803 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola niresaka tamin'ireo vahoakan'Israely ihany ilay anjelin'i Yaveh

Koa ankehitriny aho dia milaza fa: 'Tsy ... fandrika ho anareo.'

Misy farango sosona anaty farango sosona eto. Ilay farango sosona anatiny indrindra dia azo atao tahaka izao. DH: "Koa ankehitriny dia lazaiko aminareo fa tsy ... fandrika ho anareo."'

lasa tsilo eo anilanareo

Ny fanakorontanan'ireo Kananita ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tsilo eo anilan'ireo Israelita izy ireo. DH: "manakorontana"

tsilo

hazo maranitra mahatratra 7 santimetatra ny halavany ary mitsiry amin'ny zava-maniry sasany

ireo andriamaniny ho lasa fandrika ho anareo

Ireo Israelita manompo ny andriamanitry ny Kananita dia nanao tahaka andriamanitra diso

nihiaka sy nitomany

"nitomany mafy"