plt_tn/jdg/01/34.md

822 B

tsy avela hidina tany amin'ny lemaka izy ireo

"sakano tsy hidina izy ireo"

lemaka

toerana midadasika be, tany tsy misy hazo maniry

Tendrombohitr'i Heresa

Anarana havoana mitombandavana izay nanorenana ny tanànan'i Aijalona

Aijalona ... Salbima

Anaran-tanàna ireo

miaramila maherin'ny taranak'i Josefa nandresy azy ireo

Nahavita nandresy azy ireo ny foko taranak'i Josefa nohon'ny miaramila maherin'izy ireo"

ankohonan'i Josefa

Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe taranaka. Manase sy Efraima dia zanak'i Josefa, ary ny "ankohonan'i Josefa" dia ilazana ireo taranak'i Manase sy Efraima" na "ireo lehilahy fokon'i Manase sy Efraima"

havoan'i Akrabima

Izany dia lalana fandehanana tany atsimo andrefan'ny Ranomasina Maty. Nantsoina ihany koa hoe "Lalana Maingoka"

Sela

Anaran-tanàna izany