# tsy avela hidina tany amin'ny lemaka izy ireo "sakano tsy hidina izy ireo" # lemaka toerana midadasika be, tany tsy misy hazo maniry # Tendrombohitr'i Heresa Anarana havoana mitombandavana izay nanorenana ny tanànan'i Aijalona # Aijalona ... Salbima Anaran-tanàna ireo # miaramila maherin'ny taranak'i Josefa nandresy azy ireo Nahavita nandresy azy ireo ny foko taranak'i Josefa nohon'ny miaramila maherin'izy ireo" # ankohonan'i Josefa Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe taranaka. Manase sy Efraima dia zanak'i Josefa, ary ny "ankohonan'i Josefa" dia ilazana ireo taranak'i Manase sy Efraima" na "ireo lehilahy fokon'i Manase sy Efraima" # havoan'i Akrabima Izany dia lalana fandehanana tany atsimo andrefan'ny Ranomasina Maty. Nantsoina ihany koa hoe "Lalana Maingoka" # Sela Anaran-tanàna izany