plt_tn/jdg/01/34.md

32 lines
822 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy avela hidina tany amin'ny lemaka izy ireo
"sakano tsy hidina izy ireo"
# lemaka
toerana midadasika be, tany tsy misy hazo maniry
# Tendrombohitr'i Heresa
Anarana havoana mitombandavana izay nanorenana ny tanànan'i Aijalona
# Aijalona ... Salbima
Anaran-tanàna ireo
# miaramila maherin'ny taranak'i Josefa nandresy azy ireo
Nahavita nandresy azy ireo ny foko taranak'i Josefa nohon'ny miaramila maherin'izy ireo"
# ankohonan'i Josefa
Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe taranaka. Manase sy Efraima dia zanak'i Josefa, ary ny "ankohonan'i Josefa" dia ilazana ireo taranak'i Manase sy Efraima" na "ireo lehilahy fokon'i Manase sy Efraima"
# havoan'i Akrabima
Izany dia lalana fandehanana tany atsimo andrefan'ny Ranomasina Maty. Nantsoina ihany koa hoe "Lalana Maingoka"
# Sela
Anaran-tanàna izany