plt_tn/jdg/01/27.md

16 lines
588 B
Markdown

# Beta Sana ... Tanasa ... Dora ... Ibleama ... Megido
Anaran-tanàna ireo
# satria efa tapa-kevitra hitoetra amin'izany tany izany ireo Kananita
Ny hoe "Manapa-kevitra" dia mandray fanapahan-kevitra hentitra amin'ny zavatra iray. DH: "satria nandray fanapahan-kevitra hentitra ny tsy handao izany tany izany ireo Kananita"
# Tamin'Israely lasa natanjaka
Eto ny hoe "Israely" dia midika hoe vahoaka. DH: "Tamin'ny vahoakan'Israely lasa natanjaka kokoa"
# noteren'izy ireo hanompo azy ireo tamin'ny asa mafy ireo Kananita
"noteren'izy ireo hanao asa mafy ho azy ireo ireo Kananita"