# Beta Sana ... Tanasa ... Dora ... Ibleama ... Megido Anaran-tanĂ na ireo # satria efa tapa-kevitra hitoetra amin'izany tany izany ireo Kananita Ny hoe "Manapa-kevitra" dia mandray fanapahan-kevitra hentitra amin'ny zavatra iray. DH: "satria nandray fanapahan-kevitra hentitra ny tsy handao izany tany izany ireo Kananita" # Tamin'Israely lasa natanjaka Eto ny hoe "Israely" dia midika hoe vahoaka. DH: "Tamin'ny vahoakan'Israely lasa natanjaka kokoa" # noteren'izy ireo hanompo azy ireo tamin'ny asa mafy ireo Kananita "noteren'izy ireo hanao asa mafy ho azy ireo ireo Kananita"