plt_tn/jdg/01/27.md

588 B

Beta Sana ... Tanasa ... Dora ... Ibleama ... Megido

Anaran-tanàna ireo

satria efa tapa-kevitra hitoetra amin'izany tany izany ireo Kananita

Ny hoe "Manapa-kevitra" dia mandray fanapahan-kevitra hentitra amin'ny zavatra iray. DH: "satria nandray fanapahan-kevitra hentitra ny tsy handao izany tany izany ireo Kananita"

Tamin'Israely lasa natanjaka

Eto ny hoe "Israely" dia midika hoe vahoaka. DH: "Tamin'ny vahoakan'Israely lasa natanjaka kokoa"

noteren'izy ireo hanompo azy ireo tamin'ny asa mafy ireo Kananita

"noteren'izy ireo hanao asa mafy ho azy ireo ireo Kananita"