plt_tn/jdg/01/20.md

483 B

Nomena an'i Kaleba i Hebrona (araka ny efa nolazain'i Mosesy)

Azo atao ihany koa hoe DH: "Nomen'i Mosesy an'i Kaleba i Hebrona"

zanaka telo lahin'i Anaka

Nampiasaina entina ilazana ny vondrona manontolo ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "zanaka telo lahin'i Anaka sy ireo vahoakany"

Anaka

Anaran-dehilahy izany. Anaka sy ireo taranany dia nalaza tamin'ny haranjanany.

mandrak'androany

"hatramin'ny androany." Izany dia ilazana ny fotoana nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.