# Nomena an'i Kaleba i Hebrona (araka ny efa nolazain'i Mosesy) Azo atao ihany koa hoe DH: "Nomen'i Mosesy an'i Kaleba i Hebrona" # zanaka telo lahin'i Anaka Nampiasaina entina ilazana ny vondrona manontolo ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "zanaka telo lahin'i Anaka sy ireo vahoakany" # Anaka Anaran-dehilahy izany. Anaka sy ireo taranany dia nalaza tamin'ny haranjanany. # mandrak'androany "hatramin'ny androany." Izany dia ilazana ny fotoana nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.