plt_tn/jdg/01/20.md

16 lines
483 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nomena an'i Kaleba i Hebrona (araka ny efa nolazain'i Mosesy)
Azo atao ihany koa hoe DH: "Nomen'i Mosesy an'i Kaleba i Hebrona"
# zanaka telo lahin'i Anaka
Nampiasaina entina ilazana ny vondrona manontolo ireo mpitarika ny vahoaka. DH: "zanaka telo lahin'i Anaka sy ireo vahoakany"
# Anaka
Anaran-dehilahy izany. Anaka sy ireo taranany dia nalaza tamin'ny haranjanany.
# mandrak'androany
"hatramin'ny androany." Izany dia ilazana ny fotoana nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.