plt_tn/jdg/01/16.md

32 lines
778 B
Markdown

# ny rafozan-dahin'i Mosesy
"rain'ny vadin'i Mosesy"
# rafozan-dahy ilay Kenita dia niakatra
"rafozan-dahy, izay iray amin'ireo vahoaka Kenita, dia niakatra"
# niakatra avy tany amin'ny Tanànan-dRofia ... nankany an'efitra
"nandao ny Tanànan-drofia ... ary nankany an'efitra
# Tanànan-dRofia
Izany no anarana hafa niantsoana ny tanànan'i Jeriko.
# Arada
Izany no anaran'ny tanàna iray ao Kanana.
# ireo lehilahin'i Simeona rahalahin'izy ireo
"rahalahy" eto dia midika hoe havana izay tany amin'ny fokon'Israely hafa.
# Zefata
Anarana tanàna iray tao Kanana izany.
# Ny anaran'ilay tanàna dia nantsoina hoe Horma.
Rehefa noravan'ireo Israelita i Zefata, dia novain'izy ireo "Horma" ny anaran'izany. Ny anarana "Horma" dia midika hoe "faharavana tanteraka."