# ny rafozan-dahin'i Mosesy "rain'ny vadin'i Mosesy" # rafozan-dahy ilay Kenita dia niakatra "rafozan-dahy, izay iray amin'ireo vahoaka Kenita, dia niakatra" # niakatra avy tany amin'ny Tanànan-dRofia ... nankany an'efitra "nandao ny Tanànan-drofia ... ary nankany an'efitra # Tanànan-dRofia Izany no anarana hafa niantsoana ny tanànan'i Jeriko. # Arada Izany no anaran'ny tanàna iray ao Kanana. # ireo lehilahin'i Simeona rahalahin'izy ireo "rahalahy" eto dia midika hoe havana izay tany amin'ny fokon'Israely hafa. # Zefata Anarana tanàna iray tao Kanana izany. # Ny anaran'ilay tanàna dia nantsoina hoe Horma. Rehefa noravan'ireo Israelita i Zefata, dia novain'izy ireo "Horma" ny anaran'izany. Ny anarana "Horma" dia midika hoe "faharavana tanteraka."