plt_tn/jdg/01/16.md

778 B

ny rafozan-dahin'i Mosesy

"rain'ny vadin'i Mosesy"

rafozan-dahy ilay Kenita dia niakatra

"rafozan-dahy, izay iray amin'ireo vahoaka Kenita, dia niakatra"

niakatra avy tany amin'ny Tanànan-dRofia ... nankany an'efitra

"nandao ny Tanànan-drofia ... ary nankany an'efitra

Tanànan-dRofia

Izany no anarana hafa niantsoana ny tanànan'i Jeriko.

Arada

Izany no anaran'ny tanàna iray ao Kanana.

ireo lehilahin'i Simeona rahalahin'izy ireo

"rahalahy" eto dia midika hoe havana izay tany amin'ny fokon'Israely hafa.

Zefata

Anarana tanàna iray tao Kanana izany.

Ny anaran'ilay tanàna dia nantsoina hoe Horma.

Rehefa noravan'ireo Israelita i Zefata, dia novain'izy ireo "Horma" ny anaran'izany. Ny anarana "Horma" dia midika hoe "faharavana tanteraka."