plt_tn/jdg/01/06.md

565 B

Nanenjika azy

"Nihaza azy"

Mpanjaka fitopolo

"mpanjaka 70"

izay tapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo

Azo atao hoe DH: "ny ankihiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay nasaiko notopahin'ireo lehilahiko" na "ny ankiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay notapahinay"

no nanangona ny sakafon'izy ireo tao ambany latabatro

"nihinana sisan-tsakafo avy tao ambanin'ny latabatro." Ny fanerena ireo mpanjaka hihinana ny sisan-tsakafo dia maneho amin'ny fomba rehetra fa nanala baraka ireo mpanjaka i Adonia Bezeka.