# Nanenjika azy "Nihaza azy" # Mpanjaka fitopolo "mpanjaka 70" # izay tapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo Azo atao hoe DH: "ny ankihiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay nasaiko notopahin'ireo lehilahiko" na "ny ankiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay notapahinay" # no nanangona ny sakafon'izy ireo tao ambany latabatro "nihinana sisan-tsakafo avy tao ambanin'ny latabatro." Ny fanerena ireo mpanjaka hihinana ny sisan-tsakafo dia maneho amin'ny fomba rehetra fa nanala baraka ireo mpanjaka i Adonia Bezeka.