plt_tn/jdg/01/06.md

16 lines
565 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanenjika azy
"Nihaza azy"
# Mpanjaka fitopolo
"mpanjaka 70"
# izay tapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo
Azo atao hoe DH: "ny ankihiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay nasaiko notopahin'ireo lehilahiko" na "ny ankiben-tanana sy ny ankihiben-tongotr'izy ireo izay notapahinay"
# no nanangona ny sakafon'izy ireo tao ambany latabatro
"nihinana sisan-tsakafo avy tao ambanin'ny latabatro." Ny fanerena ireo mpanjaka hihinana ny sisan-tsakafo dia maneho amin'ny fomba rehetra fa nanala baraka ireo mpanjaka i Adonia Bezeka.