plt_tn/jdg/01/04.md

594 B

Nanafika ny lehilahin'i Joda

Midika izany fa nanafika niaraka tamin'ireo lehilahin'i Joda ireo lehilahin'i Simeona.

Namono lehilahy iray alina

"Namono lehilahy manodidina ny 10.000 izy reo" na "Namono lehilahy maro be izy ireo"

tamin'izy ireo

"Miaramila an'ireo Kananita sy Perezita" na "fahavalo"

Bezeka

Toerana eny amin'ny tendrombohitr'i Kanana izany.

Adonia Bezeka

Izany lehilahy izany dia mpitariky ny tafik'ireo Kananita sy ireo Perezita.

Niady tamin'izy ireo

"Izy" eto dia ilazana an'i Adonia Bezeka sy ireo tafiny. DH: "niady taminy sy ireo miaramilany izy ireo"