plt_tn/jdg/01/04.md

24 lines
594 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanafika ny lehilahin'i Joda
Midika izany fa nanafika niaraka tamin'ireo lehilahin'i Joda ireo lehilahin'i Simeona.
# Namono lehilahy iray alina
"Namono lehilahy manodidina ny 10.000 izy reo" na "Namono lehilahy maro be izy ireo"
# tamin'izy ireo
"Miaramila an'ireo Kananita sy Perezita" na "fahavalo"
# Bezeka
Toerana eny amin'ny tendrombohitr'i Kanana izany.
# Adonia Bezeka
Izany lehilahy izany dia mpitariky ny tafik'ireo Kananita sy ireo Perezita.
# Niady tamin'izy ireo
"Izy" eto dia ilazana an'i Adonia Bezeka sy ireo tafiny. DH: "niady taminy sy ireo miaramilany izy ireo"