# Nanafika ny lehilahin'i Joda Midika izany fa nanafika niaraka tamin'ireo lehilahin'i Joda ireo lehilahin'i Simeona. # Namono lehilahy iray alina "Namono lehilahy manodidina ny 10.000 izy reo" na "Namono lehilahy maro be izy ireo" # tamin'izy ireo "Miaramila an'ireo Kananita sy Perezita" na "fahavalo" # Bezeka Toerana eny amin'ny tendrombohitr'i Kanana izany. # Adonia Bezeka Izany lehilahy izany dia mpitariky ny tafik'ireo Kananita sy ireo Perezita. # Niady tamin'izy ireo "Izy" eto dia ilazana an'i Adonia Bezeka sy ireo tafiny. DH: "niady taminy sy ireo miaramilany izy ireo"