forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
836 B
Markdown
24 lines
836 B
Markdown
# Fa ambonin'ny rehetra
|
|
|
|
"Zava-dehibe izao" na "Indrindra"
|
|
|
|
# ry rahalahiko
|
|
|
|
"ry mpino namako"
|
|
|
|
# aza mianiana
|
|
|
|
Ny atao hoe "mianiana" dia ny milaza fa hanao zavatra iray, na milaza fa marina ny zavatra iray, ary mitazona ny fahefana ambony kokoa ho tompon'Andraikitra amin'izany. DH: "aza manao voady" na "aza manao fianianana"
|
|
|
|
# na amin'ny lanitra na amin'ny tany
|
|
|
|
Ny teny hoe "lanitra" sy "tany" dia ilazana ireo fahefana ara-panahy na an'olombelona izay misy eto an-tany sy any an-danitra.
|
|
|
|
# Fa kosa, aoka ny teninareo hoe: "Eny" ho "Eny" ary ny "Tsia" ho "Tsia,"
|
|
|
|
"ataovy izay nolazainareo ho atao ka aza manao voady"
|
|
|
|
# mba tsy hiditra amin'ny fitsarana ianareo
|
|
|
|
Ny hoe voaheloka dia raisina toy ny hoe nianjera ny olona iray, ary voatorotoron'ny vesatry ny zavatra mavesatra iray. DH: "mba tsy ho faizin'Andriamanitra ianareo"
|