# Fa ambonin'ny rehetra "Zava-dehibe izao" na "Indrindra" # ry rahalahiko "ry mpino namako" # aza mianiana Ny atao hoe "mianiana" dia ny milaza fa hanao zavatra iray, na milaza fa marina ny zavatra iray, ary mitazona ny fahefana ambony kokoa ho tompon'Andraikitra amin'izany. DH: "aza manao voady" na "aza manao fianianana" # na amin'ny lanitra na amin'ny tany Ny teny hoe "lanitra" sy "tany" dia ilazana ireo fahefana ara-panahy na an'olombelona izay misy eto an-tany sy any an-danitra. # Fa kosa, aoka ny teninareo hoe: "Eny" ho "Eny" ary ny "Tsia" ho "Tsia," "ataovy izay nolazainareo ho atao ka aza manao voady" # mba tsy hiditra amin'ny fitsarana ianareo Ny hoe voaheloka dia raisina toy ny hoe nianjera ny olona iray, ary voatorotoron'ny vesatry ny zavatra mavesatra iray. DH: "mba tsy ho faizin'Andriamanitra ianareo"