plt_tn/jas/05/09.md

28 lines
830 B
Markdown

# Aza mifampitaraina, ry rahalahy ... ianareo
Manoratra ho an'ireo mpino Jiosy niparitaka i Jakoba.
# mba tsy ho tsaraina ianareo
Azo adika hoe DH: "tsy hitsara anareo i Kristy"
# ny mpitsara mijoro eo am-baravarana
Oharin'i Jakoba amin'ny olona iray izay efa hiditra amin'ny varavarana i Jesosy, ilay mpitsara, mba hanindriana ny amin'ny fiverenan'i Jesosy faingana eto amin'izao tontolo izao. DH: "hiverina tsy ho ela ny mpitsara"
# ny fijaliana sy faharetan'ireo mpaminany
"ny fomba niharetan'ireo mpaminany ny fanenjehana tamim-paharetana"
# niteny tamin'ny anaran'ny Tompo
"niteny tamin'ny olona ho an'ny Tompo"
# Indro
Eto ny hoe "Indro" dia manindry izay ho lazaina manaraka. DH: "Henoy tsara" na "Tsarovy"
# ireo izay efa niharitra
"ireo izay nanohy nankatoa an'Andriamanitra na dia tamin'ny ady sarotra aza"