# Aza mifampitaraina, ry rahalahy ... ianareo Manoratra ho an'ireo mpino Jiosy niparitaka i Jakoba. # mba tsy ho tsaraina ianareo Azo adika hoe DH: "tsy hitsara anareo i Kristy" # ny mpitsara mijoro eo am-baravarana Oharin'i Jakoba amin'ny olona iray izay efa hiditra amin'ny varavarana i Jesosy, ilay mpitsara, mba hanindriana ny amin'ny fiverenan'i Jesosy faingana eto amin'izao tontolo izao. DH: "hiverina tsy ho ela ny mpitsara" # ny fijaliana sy faharetan'ireo mpaminany "ny fomba niharetan'ireo mpaminany ny fanenjehana tamim-paharetana" # niteny tamin'ny anaran'ny Tompo "niteny tamin'ny olona ho an'ny Tompo" # Indro Eto ny hoe "Indro" dia manindry izay ho lazaina manaraka. DH: "Henoy tsara" na "Tsarovy" # ireo izay efa niharitra "ireo izay nanohy nankatoa an'Andriamanitra na dia tamin'ny ady sarotra aza"