plt_tn/psa/077/018.md

28 lines
931 B
Markdown

# feonao mikotroka
Izany dia manondro ny kotroka tahaka ny feon'Andriamanitra. DH: "feo, izay mafy tahaka ny kotroka" na "feo avo dia avo"
# ny tselatra nanazava ny tany
Ny tselatra dia toa manazava ny tany manontolo. DH: "ny tselatra nanazava ny zava-drehetra hatramin'izay farany hitantsika"
# ny lalanao ... ny lalanao
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra iraisana ary ampiarahina mba ho fanamafisana.
# ny dian-tongotrao
Asafa miteny an'i Yaveh toy ny hoe olona manan-tongotra. Satria fampitoviana amin'ny olona izany, dia tokony adika ara-bakiteny izany, raha mety.
# Nitondra ny vahoakanao tahaka ny ondry aman'osy Ianao
Ity dia fampitahana mampitovy ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny ondry aman'osy.
# tamin'ny alalan'ny tanana
Ny andianteny "tamin'ny alalan'ny tanan'" eto midika "tamin'ny alalan'ny nataon'" na "tamin'ny nataon'"
# tanana
Eto ny "tanana" dia fibangoan-teny ho an'ilay olona manontolo.