plt_tn/psa/077/018.md

931 B

feonao mikotroka

Izany dia manondro ny kotroka tahaka ny feon'Andriamanitra. DH: "feo, izay mafy tahaka ny kotroka" na "feo avo dia avo"

ny tselatra nanazava ny tany

Ny tselatra dia toa manazava ny tany manontolo. DH: "ny tselatra nanazava ny zava-drehetra hatramin'izay farany hitantsika"

ny lalanao ... ny lalanao

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra iraisana ary ampiarahina mba ho fanamafisana.

ny dian-tongotrao

Asafa miteny an'i Yaveh toy ny hoe olona manan-tongotra. Satria fampitoviana amin'ny olona izany, dia tokony adika ara-bakiteny izany, raha mety.

Nitondra ny vahoakanao tahaka ny ondry aman'osy Ianao

Ity dia fampitahana mampitovy ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny ondry aman'osy.

tamin'ny alalan'ny tanana

Ny andianteny "tamin'ny alalan'ny tanan'" eto midika "tamin'ny alalan'ny nataon'" na "tamin'ny nataon'"

tanana

Eto ny "tanana" dia fibangoan-teny ho an'ilay olona manontolo.